From 0786fd4e3aad8ccb0110e61eb0320754377d2ba2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 01:16:50 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 02/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index 7f6cd2a..fbffb2f 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo. Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala va, ry rahalay foka, hoe nagnino ny finoana tsisy asa no tsisy dikany?") \ No newline at end of file +\v 18 Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. \v 19 Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo.\v 20 Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala va, ry rahalay foka, hoe nagnino ny finoana tsisy asa no tsisy dikany?") \ No newline at end of file