-x-antambahoaka_jas_text_reg/01/22.txt

2 lines
476 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 06:25:31 +00:00
\v 22 Aoka ho hagnatanteraka ny teny anareo fa tsy hiteno fotsiny, ka hamitaka ny tegnanareo.\v 23 Fa na misy miteno ny teny nefa tsy mankato, de ôtran' ny olona zay mandika ny tarehiny amin'ny
fitaratra izy. \v 24 Mandinika ny tegnany izy ka mandea aveo igny de adignony ny tegnany.\v 25 Fa ny olona zay mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahana tanteraka, sy manohy magnano an'zany, fa tsy hoe miteno fotsiny ka hagnadigno, de ho ambinina amin'ny asany zany olona zany.