-x-antambahoaka_jas_text_reg/01/17.txt

1 line
369 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 06:25:31 +00:00
\v 17 Ny gnomezana tsara marobe sy ny fagnomezana maro aby io de avy agny ambony. Zany de midika fa avy amin'ny Rain'ny fahazavana. Fa miaraka amin'Andriamanitra de tsisy fiovana na tandindogna nohon'ny fialana. \v 18 Fa Andriamanitra de nifidy antsena homena fahaterahana amin'ny teny fahamarinana, mba ho voaloam-bokatraka amin'ny raha marobe zay noforoniny atsena.