-x-antambahoaka_jas_text_reg/05/04.txt

1 line
417 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 06:28:46 +00:00
\v 4 Iregny, ny mpiasa de mitaraigna ny karamany zay tsy nomenareo ho an'iary zareo zay nampamokatra ny taninareo, ka iregny fitaraignan'ny mpambely de efa avy agny am-pototadignin'ny Tompon'ny maro.\v 5 Niagna tamin'ny fanagnana teto an-tany anareo ka nampiadan-tegna tamin'ny tegnareo. Nampiadaninareo ny fonareo ho an'ny andro famonoana.\v 6 Nagnameloka sy namono ny olon-marina anareo. Tsy nanohitra anreo izy.