-x-antambahoaka_gal_text_reg/06/17.txt

1 line
206 B
Plaintext

17 \vManomboka amin'izao de aoka tsy hisy hagnafoka anaha, fa mitondra ny marikan'i Jesôsy io amin'ny vatagnako aho. Ho amin'ny fagnainareo anie ny fatsaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, ry rahalay. Amena.