1 line
305 B
Plaintext
1 line
305 B
Plaintext
\v 27 Fmaro aminareo ndregny natao batisa tamin'ny Kristy, de nandray an'i Kristy. \v 28 Sady tsisy Jiosy koa na Grika, na andevo na olon-kafa, na lilahy na viavy, fa raika my anareo amin'ny Kristy. \v 29 Ka na an'i Kristy anareo, de taranak'i Abrahama, sady mpandova magnaraka ny fampagnantegnana anareo. |