-x-antambahoaka_gal_text_reg/06/09.txt

1 line
229 B
Plaintext

Aoka atsena mba tsy ketraka magnano tsara, fa mahazo vokatra atsena indraika andro, naha tsy ketraka atsena. Ka nony zany, satria managna fahafahana atsena, de aoka hagnano tsara amin'olona aby, indrindra amin'ny mpiara-mivavaka.