-x-antambahoaka_gal_text_reg/05/03.txt

1 line
217 B
Plaintext

Mijoro vavolombelona amin'ny olona tsy tokatokana zegny mambela ny tegnany ho voafora ndreka aho fa vôtery hagnaraka ny lalàna marobe izy. Tafasaraka tamin'i Kristy anareo, zegny te ho hamariignina amin'ny lalàna,