-x-antambahoaka_gal_text_reg/05/19.txt

1 line
382 B
Plaintext

F amin'izao de miharihary ny asan'ny filan'ny nofo: fampirafesana, fahalotôna, fijejojejôna, fanompoan-tsampy, famosavena, fankahalana, fifandirana, fahasarotam-piaro, havignirana, fifandrafena, fisaraham-bazagna, fizarazarana, felognana, hamamôna, fagnakorotagnana, miaraka amin'ny raha mitovy amin'izany. Mampitandrina anareo izaho, karan'ny efa nampitandremako anareo taloha,