-x-antambahoaka_gal_text_reg/05/11.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 11 \v 12 Ry rahalahy, na de mbola mitory ny amin'ny famorana aho, nagnino arika aho mbola anjahina? Amin'izany de ho afaka tegnany ny fahatafintohinan'ny hazofijalena. Ndreny mangakorontana anareo de engan anie hanapaka ny tengany ary zareo. tamin'ny fahafahana nagnatsovana anareo, rahalahy nefa de