-x-antambahoaka_gal_text_reg/06/17.txt

1 line
192 B
Plaintext

Nanomboka zao de aoka tsisy hagnafoka anahy, fa mitondra an'iregny marik'i Jesôsy amin'ny vatagnako zaho. Ho amin'ny fagnainareo ane ny fatsaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, ry ralay. Amena.