-x-antambahoaka_gal_text_reg/06/11.txt

1 line
358 B
Plaintext

Jerevo ny alebezan'ny soratra zay nosoratan'ny tagnako ho anareo. Iregny zay miseo tegna ho tsara no manery anareo hoforaina. Magnano an'izany iary zareo mba hilefana amin'ny fagnenjena nony amin'ny hazofijalen'i Kristy. Na iregny zay tsy voafoara aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa tenarizareo hoforaina anareo mba irearean'iary zareo amin'ny tegnanareo.