-x-antambahoaka_gal_text_reg/06/06.txt

2 lines
388 B
Plaintext

6 \v Ny olona zegny nampianarina ny teny de tsy mentsy magnome raha tsara amin'ny zegny nampianatra. 7 \v Aza magneky fitaina.Fa Andriamanitra tsy azo fokafokaina, zegny afafin'ny olona my no jinjainy. Ho an'ny
zegny mamafy voa amin'ny fagnainy feno fahotana, de amin'zany my no hijinjany fahapoteana. Zeny mpamboly voa amin'ny Fagnay de amin'ny Fagnay no azaony fiaignana mandrakizay.