-x-antambahoaka_gal_text_reg/05/16.txt

1 line
197 B
Plaintext

Fa hoy izaho, mandiana amin'ny Fanahy fezay de tsy hotanterakanareo zegny filan'ny nofo. Fa manohitra ny Fanahy ny filan'ny nofo, sady manohitra ny filan'ny nofo ny fagnirian'ny Fanahy iary zareo.