-x-antambahoaka_gal_text_reg/06/14.txt

2 lines
379 B
Plaintext

Nefa tsy ierearea na ovena na ovena afa-tsy amin' ny hazofijalen'i Jesôsy Kristy Tompontsika ane zaho, zay nanomboana an'zao tontolo zao. Na voafora na tsy voafoara
de samy tsisy dikany fa ny fiaignam-baovao no misy dikany. Ho an'ny marobe zay magnaraka an'izany fomba zany, de ho amin'iary zareo ane noty fiadagnana sy ny famindram-po, na amin'ny Israelin'Andriamanitra aza.