-x-antambahoaka_gal_text_reg/03/27.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 27 Fmaro aminareo ndregny natao batisa tamin'ny Kristy, de nandray an'i Kristy. \v 28 Sady tsisy Jiosy koa na Grika, na andevo na olon-kafa, na lilahy na viavy, fa raika my anareo amin'ny Kristy. \v 29 Ka na an'i Kristy anareo, de taranak'i Abrahama, sady mpandova magnaraka ny fampagnantegnana anareo.