-x-antambahoaka_gal_text_reg/03/15.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 15 Ry rahalahy, avelay aho hizaka mitovy amin'ny fanihin'olona. Amin'ny fifagnarahana ataon'ny olona, tsisy afaka mamôagna na magnampy zegny ao, ndreka tafapetrakan'ny lalàna izany. \v 16 Sady ny fampagnategnana de nizakain'i Abrahama niaraka tamin'ny taranagnya. Tsy midika izany hoe: " ho an'ny taranaka," manondro olona maro, fa koza raika my, " ho an'ny taranakanao," de i Kristy.