-x-antambahoaka_gal_text_reg/03/01.txt

1 line
358 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Eh Galatiana foka! zovy nagnosavy anareo? Tamasonareo mihitsy no nagnatoroana an'i Jesôsy Kristy voafantsika. \v 2 Io my ny raha teko enarana aminareo: nahazo ny Fanahy avy amin'ny asan'ny lalàna sa avy tamin'ny finôna zgny regninareo anareo? \v 3 Foka tegnany ma anareo? Netomboka tamin'ny Fragnahy anareo, de hifaragna amin'ny nofo amin'izao?