-x-antambahoaka_gal_text_reg/02/17.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 17 Fa na ohatra ka, te hamarignina amin'i Kristy antsena, antsena my koa, de ahita fa mpanota, mampirisika fahotana ma i Kristy? Tonga de Aha! \v 18 Fa na manangana ny raha efa narovako taloha ndreka ah, de magnaporofo anaha ho mpandika lalàna aho. \v 19 Fa avy tamin'ny lalàna no nafaty anaha amin'ny lalàna, mba ho velona amin'Andriamanitra aho.