-x-antambahoaka_gal_text_reg/02/13.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 13 Ny ambiny tamin'ny Jiosy koa de nitambatra tamin'ny fiatsarambelatsihy. Ndre i Barnabasy aza de vôvilika lalagna niaraka tamin'ny iary zareo tamin'ny fiantsarambaletsihin'iary zareo. \v 14 Ka ndreka hitako fa tsy magnaraka ny fahamarinanan'ny filazantsara ny fitondran-tegnan'iary zareo, de nizaka tamin'i Kefasy talohan'izy marobe aho hoe: " Na Jiosy anao kanefa miaigna kara Jentilisa fa tsy kara ny Jiosy, ma ny afahanao manery an'ny Jentilisa io hiaigna karan'ny Jiosy?"