-x-antambahoaka_gal_text_reg/02/09.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 9 I Jakoba, Kefasy, de i Jaona, fantatra fa agnisan'ny nanangana fiangonana, ndreka nahalala ny fahasoavana zegny nomena anaha, de nagnome tagnana ankavanan'ny fiombognana ho anaha sy Barabasy iary zareo. Nataon'iary zareo izany mba hahafahanay mandeha amin'ny Jentilisa sady mba hahafahan'iary zareo mandeha amin'ny voafora. \v 10 Nangataka fotsiny iary zareo mba tsy agnadigno ny mahantra ahay, zegny raha tena teko amboarina tegnany.