Thu Oct 24 2019 10:28:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 10:28:25 -04:00
parent fe188915ed
commit ffcf477d5c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 3 Eh Galatiana foka! zovy nagnosavy anareo? Tamasonareo mihitsy no nagnatoroana an'i Jesôsy Kristy voafantsika. Io my ny raha teko enarana aminareo: nahazo ny Fanahy avy amin'ny a
\c 3 Eh Galatiana foka! zovy nagnosavy anareo? Tamasonareo mihitsy no nagnatoroana an'i Jesôsy Kristy voafantsika. Io my ny raha teko enarana aminareo: nahazo ny Fanahy avy amin'ny asan'ny lalàna sa avy tamin'ny finôna zgny regninareo anareo? Foka tegnany ma anareo? Netomboka tamin'ny Fragnahy anareo, de hifaragna amin'ny nofo amin'izao?