auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-19 08:19:49 -04:00 committed by root
parent 651b5fdd82
commit c6f029ecf8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
\v 6 \v Ny olona zegny nampianarina ny teny de tsy mentsy magnome raha tsara amin'ny zegny nampianatra. 7 \v Aza magneky fitaina. Andriamanitra tsy azo fokafokaina zany, fa zegny afafin'ny olona my no jinjainy. Ho an'ny
zegny mamafy voa amin'ny toetra feno fahotana, de amin'izany my no hijinjany fahapoteana. 8 \v Zeny mamafy amin'ny Fanahy, de handray avy aminvoa amin'ny Fagnay de amin'ny Fagnay no azaony fiaignana mandrakizay.
zegny mamafy voa amin'ny toetra feno fahotana, de amin'izany my no hijinjany fahapoteana. 8 \v Zeny mamafy amin'ny Fanahy, de handray fiaignana mandrakizay avy amin'ny Fanahy.