auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-19 08:19:49 -04:00 committed by root
parent 928a3aefc2
commit 80603048f4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v Mba jerevo ny agnoasan'ny soratra nosoratan'ny tagnako ho anareo. Zegny te hiseo ho tsara amin'ny nofo de misairagna aminareo mba ho voafoara. Ataon'iarytegna ho tsara no manery anareo hoforaina. Magnano an'izany iary zareo mba hilefana amin'ny fagnenjena nony amin'ny hazofijalen'i Kristy. Na iregny zay tsy voafoara aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa tenarizareo hoforaina anareo mba irearean'iary zareo amin'ny tegnanareo.
\v 12 \v Mba jerevo ny agnoasan'ny soratra nosoratan'ny tagnako ho anareo. Zegny te hiseo ho tsara amin'ny nofo de misairagna aminareo mba ho voafoara. Ataon'iary zareo izany mba etegna ho tsara no manery anareo hoforaina. Magnano an'izany iary zareo mba hilefana amin'ny fagnenjena nony amin'ny hazofijalen'i Kristy. Na iregny zay tsy voafoara aza de tsy magnaraka ny lalàna, nefa tenarizareo hoforaina anareo mba irearean'iary zareo amin'ny tegnanareo.