Thu Oct 24 2019 10:38:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 10:38:25 -04:00
parent dff1525e2c
commit 330f55a4a6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Karan'i Abrahama "nin an'Andriamanitra sady nisaina ho fahamarinana izany," de karan'izany, fantaro, fa zegny amin'ny finôna de zanak'i Abrahama. Ny Soratra Masina, de naita meloha fa Andriamanitra hagnamarina an'ny iary zareo Jentilisa amin'ny finôna
Karan'i Abrahama "nin an'Andriamanitra sady nisaina ho fahamarinana izany," de karan'izany, fantaro, fa zegny amin'ny finôna de zanak'i Abrahama. Ny Soratra Masina, de naita meloha fa Andriamanitra hagnamarina an'ny iary zareo Jentilisa amin'ny finôna, de nitory ny filazantsara talohan'ny Abrahama, de nizaka hoe: "Avy aminao no hitahiana ny firenena marobe." Ka, zegny amin'ny finôna de vôtahy miaraka amin'ni Abraha