diff --git a/04/21.txt b/04/21.txt index 854983e..53a3bf5 100644 --- a/04/21.txt +++ b/04/21.txt @@ -1 +1 @@ -Zakay aminaha, anareo ndregny magniry ho ambanin'ny lalàna, ka tsy miteno ny lalàna ma anareo a? Satria voasoratra fa i Abrahama de nanan-janaka roy lahy, ny raika avy amin'ny andevo viavy de ny raika avy amin'ny viavy \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 Zakay aminaha, anareo ndregny magniry ho ambanin'ny lalàna, ka tsy miteno ny lalàna ma anareo a? Satria voasoratra fa i Abrahama de nanan-janaka roy lahy, ny raika avy amin'ny andevo viavy de ny raika avy amin'ny viavy afaka. \v 23 Fa raika de ny andevo viavy niteraka an'azy ara-nofo, fa ny raika hafa ndreka de naterakan'ny viavy tamin'ny zakan'ny fampagnantegnana. \ No newline at end of file