-x-antambahoaka_gal_text_reg/06/06.txt

2 lines
393 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-19 05:13:45 +00:00
6 \v Ny olona zegny nampianarina ny teny de tsy mentsy magnome raha tsara amin'ny zegny nampianatra. 7 \v Aza magneky fitaina. Andriamanitra tsy azo fokafokaina zany, fa zegny afafin'ny olona my no jinjainy. Ho an'ny
zegny mamafy voa amin'ny toetra feno fahotana, de amin'izany my no hijinjany fahapoteana. Zeny mpamboly voa amin'ny Fagnay de amin'ny Fagnay no azaony fiaignana mandrakizay.