\v 5 \v 6 Mikantia ndreka amin'olona ambelagny agny, de magnararaota amin'ny fotoana. De ampereso amin'ny fahasoavana fezay ny raha zakainareo.