-x-antambahoaka_col_text_reg/04/02.txt

1 line
233 B
Plaintext

Managna faharetana amin'ny fivavahana. Membena amin'ny fagnomezana fisaorana. Meresa mivavaka aminay my koa, mba hamoahan'Andriamanitra varangaragna ho an'ny zaka, mba hizakana ny fahamarinana mivony ao amin'ny Kristy. Avy amin'izany