-x-antambahoaka_col_text_reg/03/15.txt

1 line
407 B
Plaintext

Avelay ny fiadanan'i Kristy hanapaka amin'ny fonareo. Amin'ny fiadanana izany no nagnatsavana anareo ho vatagna raika. Sady misaora. Avelay ny tenin'i Kristy hipetraka maro aminareo. Aamin'ny hakantena maro mifampenara de mifagnanara amin'ny salamo mban'ny fihira de hira ara- pagnahy. Mihira amin'ny fisaorana am-ponareo ho an'Andriamanitra. Ndre ino ndre ino ataonareo, na amin'ny zaka ndre amin'ny asa,