-x-antambahoaka_col_text_reg/04/15.txt

1 line
263 B
Plaintext

Agnotsafay ny rahalahy any Laodika, de Nymfa, mban'ny fengonana an-dragnony. Ndreka voavaky agnivonareo taratasy ity, de vakio am-pengonan'ny Laodika my koa, de ataovy voavakinareo my koa ny taratasy avy agny Laodika. Zakay i Arikipo hoe: "Tandremo ny asa fanompo