-x-antambahoaka_col_text_reg/04/10.txt

1 line
291 B
Plaintext

Aristarko, ny miara-migadra aminaha, de magnotsafa anareo, karan'izany koa i Marka, havan'ny Barnabasy (zay nazahoanareo beko; ka ndreka mandeha aminareo izy, de reso), sady Jesôsy my koa nagnantso an'ay hoe: Josto. zegny avy amin'ny voafora io my no mpiara-miasa aminaha ho an'ny fanajakan