-x-antambahoaka_col_text_reg/03/09.txt

1 line
211 B
Plaintext

Aza mifametsy, fa efa narenareo ny toetra taloha miaraka amin'ny fampiharana an'izany, sady namboarinareo ny toetra vaovao navaozina amin'ny fahalalana magnaraka ny endrika an'ny zegny namorogna an'izany. Amin'n