-x-antambahoaka_col_text_reg/03/22.txt

1 line
279 B
Plaintext

Ho an'ny andevo, magneka ny tomponareo magnaraka ny nofo amin'ny raha marobe, tsy amin'ny asa amasony eo, fa amin'ny fo tsotra. Matahora an'ny Tompo. Ndre ino ndre ino ataonareo, miasà avy amin'ny fagnahinareo kara hoe an'ny Tompo fa tsy an'olon. Fantanareo fa anareo de handray