-x-antambahoaka_col_text_reg/04/15.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 15 Agnotsafay ny rahalahy any Laodika, de Nymfa, mban'ny fengonana an-dragnony. \v 16 Ndreka voavaky agnivonareo taratasy ity, de vakio am-pengonan'ny Laodika my koa, de ataovy voavakinareo my koa ny taratasy avy agny Laodika. \v 17 Zakay i Arikipo hoe: "Tandremo tsara ny asa fanompoanazay niresinareo tamin'ny Tompo, fa tokony vitainareo izany."