-x-antambahoaka_col_text_reg/04/07.txt

1 line
637 B
Plaintext

\v 7 Na ny raha momba anaha, de i Tykyko no hamafantatra an'io aminareo. Izy de rahalahy tena teko, mpanompo atokisana, sady mpiara-manompo amin'ny Tompo. \v 8 Nampandianiko aminareo agny izy tratrin'ny, mba hafantaranareo ny raha momba anay, sady mba ankaherezanay ny fonareo. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: ny dikan-teny sanagny taloha mivaky hoe: "Nampandianiko aminareo agny izy tratrin'ny, mba hafantaranareo ny raha momba anay, sady mba ankaherezanay ny fonareo." ] \v 9 Nampandianiko niaraka tamin'i Onesimosy izy , ny rahalahy atokisana sady malala, sady raika aminareo. Iary zareo no hizaka aminareo ny raha marobe niseho taty.