-x-antambahoaka_col_text_reg/03/22.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 22 Ho an'ny andevo, magneka ny tomponareo magnaraka ny nofo amin'ny raha marobe, tsy amin'ny asa amasony eo, fa amin'ny fo tsotra. Matahora an'ny Tompo. \v 23 Ndre ino ndre ino ataonareo, miasà avy amin'ny fagnahinareo kara hoe an'ny Tompo fa tsy an'olon. \v 24 Fantanareo fa anareo de handray valisoan'ny lova agny amin'ny Tompo. Izy no Tompo Kristy zay tompoinareo. \v 25 Fa zegny magnano ny tsy fahamarinana de handray ny sazy amin'ny tsy fahamarinana nataony, sady tsisy fagnavakavahana.