-x-antambahoaka_col_text_reg/03/15.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 15 Avelay ny fiadanan'i Kristy hanapaka amin'ny fonareo. Amin'ny fiadanana izany no nagnatsavana anareo ho vatagna raika. Sady misaora. \v 16 Avelay ny tenin'i Kristy hipetraka maro aminareo. Aamin'ny hakantena maro mifampenara de mifagnanara amin'ny salamo mban'ny fihira de hira ara- pagnahy. Mihira amin'ny fisaorana am-ponareo ho an'Andriamanitra. \v 17 Ndre ino ndre ino ataonareo, na amin'ny zaka ndre amin'ny asa, ataovy amin'ny agnaran'ny Tompo Jesôsy ny raha maro be. Magnomeza fisaorana an'Andriamanitra ny Ray avy amin'Azy.