-x-antambahoaka_col_text_reg/03/12.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 12 Ka, misikina, magnaraka ny maha-olom-boafidin'Andriamanitra, masina sady malala, famindram-po, hatsaram-panahy, fanetren-tegna, fahalem-pagnahy, mban'ny faharetana. \v 13 Mifampitondrà tsara. Mifamelà. Ndreka misy olona managna fitaregnana amina olona hafa, mamelà karan'ny namelan'ny Tompo anareo. \v 14 Ambonin'ny raha marobe io, managnà fitiavana, zegny mamatotra antsena amin'ny fahantanterahana.