-x-antambahoaka_col_text_reg/03/01.txt

1 line
595 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Ka na Andriamanitra nampitsangana anareo niaraka tamin'ny Kristy, Eragno ny raha ambony agny, zegny ipetrahan'i Kristy eo an-tanagn'ankavanan'Andrimanitra. \v 2 Eritrereto ny raha ambony agny, fa tsy ny raha eto an-tany. \v 3 Fa efa aty anareo, sady fiaignanareo de mivony miaraka amin'i Kristy amin'Andriamanitra. \v 4 Ndreka miseho Kristy, zay fiaignanareo, de anareo koa hiaraka hiseho amin'Azy amim-boninahitra. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: ny dikan-teny taloha sanagny mizaka hoe: " Ndreka miseho Kristy, izay fiaignanareo, de anareo my koa de hiaraka miseho amim-boninahitra.]