-x-antambahoaka_col_text_reg/02/18.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 18 Aza apetraka hisy ndre iza ndre iza miaragna fanetrentegna mban'ny fideranan'ny anjely hitsara anareo ka tsy ka tsy hazaonareo ny lokanareo. Ny olona karan'izany de miditra amin'ny raha hitany ka manjary mirehareha amin'ny fisaignan'ny nofony. \v 19 Tsy mitàna ny lohany izy. Zany de avy amin'ny saigna nomen'Andriamanitra ny vatagna marobe magneragna ny vanin-taolagnany mban'ny hozatrany magnome ka mitàna an'ny raha marobe izany mitambatra; zany de mitombo miaraka amin'ny fampitomboana nomen'Andriamanitra.