-x-antambahoaka_col_text_reg/02/01.txt

1 line
482 B
Plaintext

\c 2 \v 1 Fa teko ho fantanareo ny hagnoasan'ny tologna nataoko ho anareo, ho an'iary zareo any Laodikia, mbàn'ny maro mbola tsy nahita ny tarehiko tamin'ny nofo. \v 2 Miasa aho mba hampantanjaka ny fon'iary zareo amin'ny fampiresana an'iary zareo miaraka amin'ny fitiavana mbàn'ny harena maro amin'ny fahalalana azo antoka , ho amin'ny ny fahamarinana mivony ao amin'Andriamanitra, midika hoe, i Kristy. \v 3 Amin'Azy ny harenan'ny fahakantena mbàn'ny fahalalana marobe mivony.