-x-antambahoaka_col_text_reg/01/24.txt

1 line
652 B
Plaintext

\v 24 Amin'izao zaho de faly amin'ny fijaleko ho anareo, fa zaho de nameno ny nofoko zegny tsy ampy tamin'ny fahoren'i Kristy avy amin'ny vatagnany, de ny fengonana. \v 25 Avy tamin'ny fengonana no nahampanompo anaha, magnaraka ny andraikitra avy amin'Andriamanitra zegny nomeny anareo, mba hahatanteraka ny tenin'Andriamanitra. \v 26 Io ny marina mivony sady navony nandritran'ny taona maro sady ho an'ny taranaka. Fa amin'izao de hita izany tamin'iary zareo zegny mino. \v 27 Tamin'iary zareo no ten'Andriamanitra nampafantarana an'ny voninahitran'ny fahamarinana mivony tagnivon'ny Jentilisa. Kristy ao aminao izany, ny tokin'ny voninahitra ho avy.