-x-antambahoaka_col_text_reg/01/21.txt

1 line
627 B
Plaintext

\v 21 Tamin'ny fotoana raika, ianareo koa de vahiny tamin'Andriamanitra sady fahavalony tan-dohany sy tamin'ireo asa ratsy. \v 22 Fa amizao Izy no nampihavana anareo tamin'ny vatagny manontolo tamin'ny alalan'ny fahafatesana. Namboariny izany mba hagnavotra anareo ho masina, tsy hanam-pondro agnatrehany, sady nanala baraka Azy noho ny fagnaratsiana, \v 23 ndreka manohy amin'ny finoana anareo, de aza mihataka amin'ny fanantenana mahatoky ny filazantsara zegny regninareo. Ity no filazantsara zay nizakaina tamin'ny olona marobe niforognony ambanin'ny lanitra. Ity no filazantsara zegny, nahatonga anaha, Paoly, ho mpanompo.