-x-antambahoaka_col_text_reg/01/04.txt

1 line
611 B
Plaintext

\v 4 Efa regninay ny finoanareo an'i Kristy Jesôsy mbàn'ny fitiavana izay anagnanareo ho an'ny zegny voatokana ho an'Andriamanitra. \v 5 Managna an'ny fitiavana izany anareo avy amin'ny fagnantegnana aazo antoka ho anareo agny an-danitra. Regninareo ny mikasika an'io fagnantegnana azo antoka io talohan'ny zaka amin'ny fahamarinana, ny filazantsara, \v 6 tonga aminareo. Ity filazantsara ity de mitondra vokatra maro magneragna an'izao tontolo izao. Izany de efa nagnano an'izany taminao my koa nanomboka tamin'ny andro naregnesanao an'azy sady nenaranao ny momban'ny fahasoavan'Andriamanitra amin'ny marina.