-x-antambahoaka_col_text_reg/02/13.txt

1 line
583 B
Plaintext

\v 13 Tamin'ny nahafatesanareo tamin'ny fahotana mban'ny tsy famorana ny nofonareo, de Izy no namelogna anareo niaraka tamin'Azy sady namela antsena tamin'ny fahotantsena marobe. [Fagnamarihana: misy dikan-teny taloha sanagny mivaky hoe: "de namela ny fahotantsena marobe"] \v 14 Nifafany ny fitehirazana soratran'ny trosan'ny fahafahana mban'ny fitsipika nifanohitra tamintsena. Nalainy aby izany de nifantsiany tamin'ny hajo fijalena. \v 15 Nalainy koa ny hery mban'ny fahefana, sady Izy nagnano fampisehoana tamason'iary zareo, nandresy ambonin'iary zareo tamin'ny hazo fijalena.