-x-antambahoaka_col_text_reg/01/18.txt

1 line
558 B
Plaintext

\v 18 Izy lohan'ny vatagna, mbàn'ny fengonana. Izy no fanombohana sady teraka voalohany aveo eo agnivon'ny maty, sady izy nanagna pilasy voalohany teo agnivon'ny raha marobe. \v 19 Satria sitrakan'Andriamanitra ny tokony hiaignan'ny fahatsarana marobe amin'Azy ao, \v 20 sady mba hampiavana avy amin'ny Zanaka lahy amin'ny raha marobe amin'izy tegnany my. Andriamanitra de nihavagna avy tamin'ny ràn'ny hazo fijalena. Andriamanitra mampihavana ny raha marobe tamin'ny tegnany, na amin'ny raha marobe aty ambonin'ny tany ndre ny raha marobe an-danitra agny.