-x-antambahoaka_col_text_reg/01/15.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 15 Ny Zanaka lahy de endrik'Andriamanitra tsy hita maso. Izy no teraka voalohany tamin'ny fihariana. \v 16 Fa avy amin'Azy no namorognana ny raha marobe, zegny an-danitra agny mbàn'ny zegny ambonin'ny tany aty, ny raha hita maso sady tsy hita maso. Ndre ny seza fiandrianana, ndre ny fanapahana, ndre ny fitondra^m-panjakana, ndre ny manam-pahefana, ny raha marobe de niforognona avy amin'Azy aby sady ho an'Azy. \v 17 Izy no alohan'ny raha marobe, sady amin'Azy no haharetana ny raha marobe.