\v 18 Ho an'ny viavy, magneke ny vadinareo, fa mety amin'ny Tompo izany. \v 19 Ho an'ny lilahy, tiavo vadinareo, sady aza maseka amin'iary zareo. \v 20 Ho an'ny zanaka, magnaja ny ray aman-dreninareo amin'ny raha marobe, fa mety amin'ny Tompo izany. \v 21 Ho an'ny ray, aza magnano zay raha mampalahelo ny zanakareo, mba tsy ho ketraka iary zareo.