\v 13 Namonjy antsena tamin'ny fanapahan'ny aizina sy namindra antsena ho agny amin'ny fanjakan'ny Zanagny lahy malalany Izy. \v 14 Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fagnavotana, ny famelàna ny fahotana. [Fagnamarihana ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sanagny mivaky hoe: Ao amin'ny Zanagny lahy no anagnantsena ny fagnavotana amin'ny alalan'ny ràny, de ny famelàna ny fahotana."]